Sabotsy faha-27 mandavan-taona
Andininy roa ihany ny Evanjely anio. Na eo aza ny fialonana sy ny fiampangana nataon’ny sasany, dia ao kosa ireo nigaga ny zava-bitan’i Jesoa amin’ny nampitenenany ny moana. Anisan’izany ity vehivavy izay maniry ny hanan-janaka tahaka an’i Jesoa ka mazava…