Zoma faha-27 mandavan-taona
Ny hazavana dia tsy mandroaka ny haizina fotsiny fa mampiahaka azy mihitsy. Tsy afaka miara-mitoetra ny mazava sy ny maizina. Toy izany koa, ny Teny dia mandresy izay mety ho tsy fahafaha-miteny na ny fibadabadana, izay matetika vokatry ny tsy…