Alakamisy faha-27 mandavan-taona
Sady Ray no Reny Andriamanitra, Raiamandreny. Ny Boky Jenezy raha mitantara ny vavaka nataon’i Abrahama ho an’i Sôdôma sy Gômôra dia hahafahantsika mahita izany: “Sanatria anao (חָלִ֨לָה לְּךָ֜ Halilàh lekà – fampiasa amin’ny “ianao” lehilahy) ny hamono ny marina miaraka…