Alakamisy faha-26 mandavan-taona
Amin’ny fitantarana ny Evanjely dia niezahan’i Lioka ny tsy hamerimberina ny zavatra mitovy. Mikasika ny fanirahana ny mpianatra anefa dia izy irery ihany no manerina izany amin’ny Evanjelista efatra, ka mandray ny fanirahana ireo Apôstôly (Lioka 9, 1-6) mba hilazany amin’ny…