Alarobia faha-26 mandavan-taona
“Hanaraka anao aho na aiza na aiza alehanao”. Izany no mampisy heviny ny fiainana, saingy tsy misorona i Jesoa milaza ny zavatra miandry izay te hanara-dia Azy. Ny amboahaolo sy ny voro-manidina dia hazain’ny olona satria manimba ny fiompiana sy…