Talata faha-26 mandavan-taona
Any amin’ny toko faha-7 dia i Joany no nandefa iraka mba hanontany raha i Jesoa no Mesia na hafa no mbola tsy maintsy andrasana. Izy manko mbola any an-tranomaizina, kanefa hanafaka izay voagadra rehetra ihany koa no ahatongavan’ny Mesia. Hafa…