Talata faha-22 mandavan-taona
Rehefa noroahin’ny olona tao Nazareta, tanàna nahabe Azy i Jesoa dia nidina tany Kafarnaoma, tanànan’ny fanalana alahelo, ka nampianatra ny olona isaky ny sabata (ἐν τοῖς σάββασιν, datif pluriel), ny andro natao hialana sasatra no manjary fanovozana hery avy amin’ny…