Sabotsy faha-25 mandavan-taona
Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona. Fa tsy azon’izy ireo, na ny marimarina kokoa tsy tian’izy ireo ho azo izany teny izany. Faniriana ao anatin’ny olona ny hitovy amin’Andriamanitra. Fahamasinana ny fiezahana amin’izany saingy fahafatesana kosa raha diso ilay endrik’Andriamanitra…