Alakamisy faha-25 mandavan-taona
Ny fihenoana ny fitantarana ireo famantarana nataon’i Jesoa: ny tafiho-drifotra nitsahatra (Lk 8, 22-25), ny fanasitranana ilay azon’ny demony (Lk 8, 26-39), ny fananganana ho velona ny zanak’i Zaira sy fanasitranana ilay vehivavy nitsi-drà (Lk 8, 40-56) no nahavery saina…