Alarobia faha-25 mandavan-taona
Manaraka ny fitantaran’i Marka ihany i Lioka saingy ny famangian’i Jesoa ao Nazareta dia efa nataony tany amin’ny fiandohan’ny Evanjeliny (Lk 4, 16-30), ka aorian’ny fitantarana ireo famantarana nataon’i Jesoa: ny tafiho-drifotra nitsahatra (Lk 8, 22-25), ny fanasitranana ilay azon’ny…