Alatsinainy faha-24 mandavan-taona
Amin’ny toko faha-5 sy faha-6 i Lioka dia milaza fa ny finoana an’i Jesoa, ny fandraisana ny Teniny no hahazoana ny famonjena. Ny ho mpamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra no nolazain’i Jesoa fa lalana mitondra amin’izany fahasambarana izany….