Sabotsy faha-23 mandavan-taona
Ao am-pon’ny olona no hitsirian’ny zavatra rehetra, na tsara izy na ratsy, ka hitsaràna izay hita eny ivelany fa loharano ipohirany. Izany no hahafahana mampamokatra ny soa sy mamongotra ifotony kosa indray ny ratsy. “Tsy misy hazo tsara (καλός kalos,…