Talata faha-23 mandavan-taona
Taorian’ny filazana momba ny Sabata, andro hanaovan-tsoa, dia nivoaka teny an-tendrombohitra i Jesoa mba hivavaka ary nivavaka tamin’Andriamanitra Ray. Raha raisina tsirairay ireo teny ampiasain’i Md Lioka dia manampy antsika kosa hahazo ny halalin’ny fampianarana tiany ampitaina. Nivoaka i Jesoa,…