Sabotsy faha-22 mandavan-taona
Ny tontolo vaovao noharian’i Jesoa, nolazaintsika omaly [nandroahany ny demony tamin’ny herin’ny Teniny (Lk 4, 31ss), nanasitranany ny rafozam-bavin’i Piera mba hahafahany manompo (Lk 4, 38ss), nampamokatra ny jono nandamoka nandritra ny alina nataon’ireo mpianatra (Lk 5, 1-11), nanasitrana ny…