Alahady faha-22 mandavan-taona Taona A
Tamin’ny alahady faha-13A[1] dia efa nifampizarantsika ny fampianaran’i Jesoa ho an’izay te ho mpianany : « Izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy, dia tsy mendrika Ahy » (Mt 10, 37-42). Tsikelikely anefa no nitarihan’i Kristy an’ireo nanakara Azy mba…