Alahady faha-21 Taona A Mandavan-taona
I Kristy no iorenan’ny fiainantsika sy ny Fahefan’ny Fiangonana Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Eroda, eo amin’ny toerana ipoiran’ny iray amin’ireo loharano mitambatra ho Ony Jordany, noheverin’ny olona tamin’izany fa fonenan’ny andriamanitra Pan sy Nymphe, izay ninoan’ny olona fa nameno…