Sabotsy faha-20 mandavan-taona
Aza miantso olona ety an-tany hoe “mompera”, ho rainareo, fa iray ihany ny Rainareo dia izay any an-danitra. Aza mety atao hoe ῥαββί (mon grand, “Ngahy lehibehiko” raha ara-bakiteny, anaram-panajana entin’ny Jody maintso ny mpampianatra azy), fa iray ihany no…