06 aogositra : Fankalazana ny niovan’ny Tompo tarehy
Tsy azo sarahana ny fitantarana ny fiekem-pinoan’i Piera izay voafidy ho vato anorenana ny Fiangonana (Mt 16, 13-19) sy ny Fiovan’ny Tompo tarehy (Mt 17, 1-9) izay lazain’i Matio fa niseho afaka henemana taorian’izay. Ny havaloan’andro lazain’i Lioka kosa dia…