Zoma faha-17 mandavan-taona
Nankany amin’ny tanàna nahabe azy i Jesoa ka nampianatra tao amin’ny Sinagogany. Tsy mahagaga ny fampianarana ao amin’ny Sinagoga, na dia ho an’ny olon-tsotra aza, satria izay voatondro hamaky ny vakiteny faharoa (Mpaminany) dia afaka manao fampianarana, araka ny fomban’ny…