Alakamisy faha-16 mandavan-taona
“Nahoana no fanoharana no hitenenanao aminy?” Ny vahoaka dia eny amoron-dranomasina no nitenenan’i Jesoa amin’ny fanoharana. Ny Mpianatra kosa, izany hoe ireo tapa-kevitra ka nanatona Azy, vonona ny hiakatra eo an-tsambokely miaraka Aminy, vonona ny hihaino ny hevitra mihafina ambaran’ny…