Alatsinainy faha-16 mandavan-taona
Amin’ny fitohizan’ny evanjely anio amin’izay novakiana tamin’ny sabotsy XV moa dia misy andininy vitsivitsy nodinganina mitantara ny fanasitranan’i Jesoa an’ilay azon’ny demony sady jamba no moana, ka nolazain’ny farisiana fa amin’ny alalan’i Belzebola lehiben’ny demony no nandroahan’i Jesoa ny demony….