Alatsinainy faha-15 mandavan-taona
Iza no “mendrika an’i Jesoa”? ireo mpianatra nirahiny hitory ny Evanjely maimaim-poana, tsy hiantehitra amin’ny harena fa hitoky amin’ny fitahian’Andriamanitra (Mt 10, 1-15), tsy hampiasa hery fa halemy paika toy ny zanak’ondry eo am-povoan’ny amboadia (and. 16-25), mitoky amin’ny fitiavan’ny…