Alarobia faha-14 mandavan-taona
Niantso ny mpianany 12 i Jesoa, nomeny fahefana ary nirahiny hitory fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra. μαθητής (mathetes), izany hoe mpianatra, dia satria nanaiky ny hiara-mitoetra amin’ny mpampianatra ka hianatra avy Aminy ny zavatra rehetra, hamolavola ny toe-tsaina hitovizana…