Talata faha-14 mandavan-taona
Hiverina any Ejipta izay tsy mahita ny Lalàn’Andriamanitra ho harena, ka hitsambiki-mikimpy amin’ny famafazana rivotra (Osea 8, 4-13). Avy nanasitrana ny jamba roa lahy ny Tompo (tsy vakiana amin’ny andavan’andro na ity na ny fahasitranan’i Bartimeo ao amin’ny Mt 20,…