Alarobia faha-13 mandavan-taona
Ny Evanjely dia mitantara ny fandroahana demony voalohany tantarain’i Matio. Ny fitonian’ny ranomasina dia mety hampihena fa tsy hanafaka tanteraka ny tahotra tsy akory, indrindra raha eny amin’ny tanin’ny tsy mpino no hiantsonan’ny sambo. Gadara moa dia tanàna kely nonenan’ny…