Alahady faha-13 tsotra mandavan-taona Taona A
2 Mpanjaka 4, 8-11.14-16aSalamo 88Rômana 6, 3-4.8-11Md Matio 10, 37-42 Ny soa atao, levenam-bola. « Izay hanaiky ahy eo anatrehan’ny olona dia hoekeko koa eo anatrehan’ny Raiko« , izany no hafatry ny Evanjely tamin’ny alahady heriny (12A). Ambaran’i Jesoa…