Alahady faha-13 tsotra mandavan-taona Taona A
Ny soa atao, levenam-bola. « Izay hanaiky ahy eo anatrehan’ny olona dia hoekeko koa eo anatrehan’ny Raiko« , izany no hafatry ny Evanjely tamin’ny alahady heriny (12A). Ambaran’i Jesoa fa izay te-hanara-dia azy dia tokony hatoky ny fitsimbinany, ka na mety hamoy…