Alatsinainy faha-12 mandavan-taona
“Aza mitsara”, izany no baiko omen’i Jesoa izay te hihaina ny hafenoan’ny fitiavana amin’ny maha-zanaky ny Ray izay any an-danitra. Ny antony tsy tokony hitsarana dia, voalohany indrindra, hihevitra ho ambony sy ho tsaratsara kokoa noho ny hafa ianao, ary…