Alahady faha-12 mandavan-taona Taona A
Mahatoky Andriamanitra ka reseo ny tahotra Ny lohahevitra iompanan’ny vakiteny aroson’ny Eglizy ho antsika dia ny toe-tsaina tokony ananantsika manoloana ny zava-misy izay mety tsy mifanaraka amin’ny soa atao: ny fanenjehana ny Mpaminany (Vak I), ny aina ritran’ny fahasarotam-piaro ny…