Zoma faha-11 mandavan-taona
Ao anatin’ny fampianarana eny an-tendrombohitra hanehoana antsika ny lalana mankamin’ny hasambarana moa izao ny Evanjely ankalazaintsika. Ny fitiavan’Andriamanitra “Ray” no mitantana ny zanany rehetra ary izay manaiky ho zanany no afaka handova ny Fanjakany. “Sambatra ny mahantra am-panahy” fa azy…