Alarobia faha-11 mandavan-taona
“Misy fitiavana roa mandrafitra Tanàna roa: ny fitiavan-tena mipaka hatrany amin’ny fanaovana tsinontsinona an’Andriamanitra: ny tanànan’ny tany; ny fitiavana an’Andriamanitra mipaka hatrany amin’ny fanaovana tsinontsinona ny tena: ny Tanànan’ny Lanitra. Ny iray voalohany mitady voninahitra ao amin’ny tenany, ny iray…