Alatsinainy faha-11 mandavan-taona
Amin’ny fomba firafetan’ny fiaraha-monina, indrindra moa rehefa tsy arahina araka ny tokony ho izy ny lalàna dia ny fitsaram-bahoaka no miha-mahazo vahana tsikelikely, na dia habibiana ihany aza no vokatr’izany: “Maso efai-maso, nify efai-nify” (Eksaody 21,24; Levitika 24,20; Jenezy 9,6)….