Sabotsy fahafolo mandavan-taona
Raha tsy lehibe noho ny an’ny manora-dalàna sy ny Farisianina ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny Fanjakan’ny lanitra akory ianareo (and. 20). Araka ny filazan’ny mpandalina Baiboly sasany dia nandritra ny sesitany tany Babilonina no nahazoan’ny Israelita fahazaran-dratsy maro, ka…