Evanjelin’ny Fahasambarana (Matio 5, 1-12)
Ny fampianaran’i Jesoa eny an-tendrombohitra no entin’ny Litorjia mamelona ny aim-panahy amin’ny fankalazana ny Olomasina sy ny Fahatsiarovana ireo nodimandry. Ilaozan’i Jesoa ny tany lemaka ka izay mpianatra vonona hanatona azy eny an-tendrombohitra no afaka hihaino ny fampianarany. Tsy afaka…