Sabotsy fahasivy mandavan-taona
“Mahìna amin’ny Mpanora-dalàna”… Mbola fampitandremana mikasika ny Mpanora-dalàna ihany no anombohan’ny Evanjely anio. Omaly nanontanian’i Jesoa antsika ny antony nahatonga azy ireo nilaza fa zanak’i Davida ny Mesia, anio kosa indray ny fomba fiainan’izy ireo, mitady ny voninahitra hisehosehoana ho…