9 JIONA
ANNA MARIA TAIGI OLONTSAMBATRA RENIM-PIANAKAVIANA, MPIARO NY TIERSIERA TRINITERA Fahatsiarovana Tao Siena any Italy no nahaterahan’i Ana Maria Taijy tamin’ny taona 1769. Nanambady an’i Dominika izy ary niteraka fito mianadahy, izay nobeaziny tamin’ny finoana katolika. Niorim-ponenana tao Roma izy ireo….