Alakamisy fahasivy mandavan-taona
2Tim 2, 8-15 Paoly any an-tranomaizina any Roma no manoratra ho an’i Timote ka manasa azy hanavao ny finoana, rehefa avy namporisika azy hanao ny andraikiny araka ny tokony ho izy, ka tsy handany andro amin’ny zavatra hafa. I Paoly…