Sabotsy fahavalo mandavan-taona
Avy aiza ny Batemin’i Joany? Eto no hanomboan’ny fifamaliana dimy hanehoan’i Jesoa ny fahefany: eo ny tsy fivadian’Andriamanitra manoloana ny fanoharana ny amin’ny mpamboly voaloboka mpamono olona (Mk 12, 1-12); ny fahafahana maha-zanaka anoloran’ny olona ny tenany amin’Andriamanitra manoloana ny…