Zoma fahavalo mandavan-taona
Aorian’ny fidirany am-boninahitra tao Jerosalema, dia nivantana tao an-Tempoly i Jesoa (Malakia 3, 1), ary rehefa avy nijery (περιβλέπω periblepo, mijery manodidina) ny zavatra rehetra dia nankany Betania niaraka tamin’ny Mpianatra satria efa hariva ny andro, ny alina miditra ao…