Zoma fahafito fankalazana ny Paka
Nofofoin’ny Jody efapolo mahery hovonoina i Paoly saingy fantatry ny zanak’anabaviny izany, ka rehefa nampandrenesin’io izy dia nafindran’ny Komandy ho any Sezarea io alina io ihany. Tany no nanadinana azy mikasika ny fiampangana roa, dia ny fanakorontanana ny filaminan’ny fiaraha-monina…