Talata fahafito fankalazana ny Paka
Nanakorontana ny fidiram-bolan’i Demetriosa, mpanefy volafotsy ny fibebahan’ny olona sy ny toritenin’i Paoly ka nampikòmy ny Efezianina izy mba hiaro ny Dianàn’ny Efeziana (Ἄρτεμις Artemis, izay nadikan’ny Anglisy hoe Dianà, avy amin’ny fahazavana), sarivongana inoan’izy ireo fa nilatsaka avy any…