Sabotsy fahaenina amin’ny fankalazana ny Paka
Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny niverenan’i Paoly tany Jerosalema sy Antiokia rehefa avy any Korinto (Akaîa) ary nandalo tao Efezy. Tao Efezy no nahatongavan’i Apôlô, izay teraka tany Aleksandria, olona nahay nandaha-teny sy nandalina fatratra ny Soratra Masina. Araka…