Alarobia fahaenina fankalazana ny Paka
Rahefa avy nangataka ny fialan-tsinin’ny Mpitsara tao Filipy i Paoly, noho ny nikapohana sy nampigadrana azy tsy an-drariny, amin’ny maha-rômanina azy, dia nifanao veloma tamin’ireo mpiray finoana ary nihazo an’i Anfipôly sy Apôlônia ka tonga tany Tesalônika (tessalo, faux -nike)….