Alatsinainy fahaenina fankalazana ny Paka
Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny fibebahan’i Lidia mpivaro-jaky tao Filipy. Ny andro Sabata moa ny Jody rehefa tsy misy Sinagoga dia mivory amin’ny toerana iray, saingy tsy maintsy misy lehilahy folo fara-faha-keliny. Tamin’ireo mpivavaka tafavory teo no nitorian’i Paoly…