Talata fahadimy fankalazana ny Paka
Tsy ho voatery ho fankasitrahana no asetrin’ny olona ny soa azony. Porofon’izany ny henontsika amin’ny fampidirana ny vakiteny anio hilazana izay nanjò an’i Paoly sisam-paty, satria tsy vitan’ny fanaratsiana fotsiny fa niafara tamin’ny fitoraham-bato ny fanoheran’ny Jody ny toritenin’i Paoly…