Zoma fahaefatra fankalazana ny Paka
Mitohy ny toritenin’i Paoly tamin’ireo Jody tao Antiokia any Pisidia. Rahampitso moa mbola mitohy izany fitantarana izany ka ny vakiteny (Asa 13, 44-52) dia milaza ny fahaviniran’ireo Jody, tsy manaiky izany Andriamanitra manaiky hofantsihana amin’ny hazofijaliana izany. Izany famantsiana tamin’ny…