Talata fahaefatra fankalazana ny Paka
Ny antsika ny fivoriana dia maharitra adiny iray na roa dia itarina raha sendra misy resa-bola mbola tsy mazava. Herintaona maninjitra no nanaovan’i Paoly sy Barnabe fivoriana tao Antiokia, hoy i Lioka, nampianarana olona betsaka. Satria ny fandraisana ny anarana…