Alarobia Masina
Ny vakiteny voalohany dia manohy ny fikaloana an’ilay Mpanompon’YHWH amin’ny tonokalo fahatelo (efa novakiana tamin’ny Alahady). Amin’ny teniny no ankaherezan’ilay mpanompo an’izay reraka. Tsy teniteny foana anefa fa teny ianarana tsara (לִמּוּד, limmòd avy amin’ny לָמַד lamad, mampianatra). Ny fihainoana…