Alarobia fahatelo fankalazana ny Paka
Tsy nampitony fa nampitombo ny haromontan’ny mpanenjika ny fahafatesan’i Etiena, ka ny androtry ny namonoana azy ihany dia fanenjehana mafy no nataon’izy ireo tao Jerosalema. Hain’Andriamanitra anefa ny nampiasa izany mba hanaparitahana ny Tsimoky ny Fanjakany ivelan’i Jerosalema, araka ny…