25 aprily: Md Marka Evanjelista
Nolazaina fa mpianatr’i Md Piera i Marka ary ny fampianaran’ity mpampianatra azy ity no noraiketiny an-tsoratra, ka nahazoantsika ny Evanjely voasoratra voalohany (65-70 d.C). Izy no nampiasa ny teny hoe: Evanjely voalohany hoentina hilazana ny “Fanombohana” (Teny hanomboan’ny Evanjeliny mitovy…